- Dia hody ve akia ndry? Tsy tamàna?sns sns
--- ......
- Tsy aleo ndry mijanona? Hody dia haninona nefa? Tsisy avenir retsy any dago a!
Eto ndry mihaina tsara! raha vola no mahaory andry, manaova bevohoka, vao 7ème mois ny kibondry dia mahazo 750euros ndry...
---

- Sady izay rehefa teraka ndry mahazo fanampiana avy @ la CAF! fiainana be fotsiny! manao déclaration parent isolé ndry dia vao maika mitombo ny fanampiana azondry.
---
- Dago ve akia, tsss na ny resaka fahasalamana aza tsy ao mihitsy, aty ndry misy sécu, hafa ihany, ny dokotera @io sady mahay tsara.
--- ....
- Aty ndry miteraka telo ndry dia efa velona e, tsy mieritreritra miasa izany! sady @io mahazo aide logement! aiza ndry no ahita an'izany any Madagasikara?
Sady raha fikarakarana taratasy no mahatsiravina andry vao miteraka ndry dia mahazo taratasy.
Raha za indry dia izany no atao, tsy mila miasa tsony moa shhh fianarana izany hitondra inona ho aiza e! lany andro mianatra fa tsy ahita poste hifanaraka @ diplaomandry mihitsy ndry aty, ndry tsy ho vazaha na oviana na oviana...

- Na koa akia manambadia a! tonga dia vazaha alaina, na gasy manana taratasy, dia mba ol be sosy alaina e! Haka ihany ve retsy dia haka ol, mitrongo vao homana? Tsy mila miasa intsony ndry, lehilahy be dia be mitady vady ireo tsy ahita ve ndry na dia iray aza?
Fa na izany aza, ny lehilahy gasy aloha misy mahatsiravina ihany e! bof izay tiandry alaina e! izay vonona ny hanao fety foana, mamorona fety aza moa atao koa vao maika mariazy!!
Tsy misy mihitsy hoe hiteraka pour hiteraka fa hiteraka mba ho velona sy tsy hiasa intsony, hanao bevohoka pour 750 malheureux euros.... Tsisy resaka mihitsy ny avenir'ilay zaza, sa velona @ nono foana moa ny zaza?
Dia gaga ve raha betsaka ny divorce satria on se marie pour des mauvaises raisons? Eny e! mety hoe haharitra ihany raha mbola mijanona ny harenan'ingahy rainy (mariage de raison manko matetika maharitra rehefa mbola eo ny raison'ilay mariazy).
Dia gaga ve raha tsy mivoatra mihitsy ny fiainana satria ny saina tsy miova sy tsy mivoatra mihitsy?
Enfin bref, c'est mon coup de gueule en ce début d'année