dimanche 14 décembre 2008

Conneries de dimanche

1 km à pied, ça use, ça useuuuuuuuuuh (j'ai la pêche)
1 km à pied, ça use les souliers

2 km à pied, ça use, ça useuuuuuuuuuh (j'enchaîne)
2 km à pied, ça use les souliers


......


10 ki...lo...mètres à...pied, ça u...se, ça u...se
10 ki...lo...mètres à... pied....., ça use les souliers, les genoux, les jambes, rendent essouffler, vous cause une migraine épouvantable et en plus vous n'avez plus assez de force pour chanter, encore moins à tue-tête, ni de marcher d'ailleurs. Mitaky ny tsy fanaovana sport, ny isan-jaza, ny coca, ny hakamoana, ny fahanterana, ny sora, ny toaka* sns sns





sora satria fumeuse passive
toaka satria misotro divay rehefa fanasan'ny ao ambony sy rehefa mbo mahatsiarotsiaro (mety hoe mahatsiaro isan'andro) razzwink

8 commentaires:

Anonyme a dit…

Tena ela be za vao nahatadidy ilay hira2 t@ mbola kely!

Anonyme a dit…

kozy daholo ve io e?

Anonyme a dit…

dain joincidence be fa ry cousins-anay sy ry zokinay ony hande dian-tongotra ho any ambanivohitra... tsy mana-kivy ah wa :)

fa enao zany tena mifoka sora tokotrany ve?
maditra an (mahazo daroka haha)
ekeko ihany hoe misy doziny otran'ny mi-alicia ihany io fa saingy hoe otran'ny tsy mety be any antsaiko le hoe vevavy mifoka kle... plus hoe tsy mijanona ra ohatra ka hoe bevoka :)
aoka aloha!! :roll:

maintikely a dit…

news2dago: avereno tadidina ry se fa efa tsisy hampianarina ny papozy an! :)

pakysse: ilay 10km aloha tena marina e! saika lasa adala za vo vita

simp: enao tsy mamaky tsara, nosoratako hoe "fumeuse passive", tsy mifoka za fa be ol manodidina mifoka :-)

Anonyme a dit…

haha
ka tsy azoko ny tena dikany ny tena marina ee :)

sorryyyyyy :-*

Ikalakely a dit…

fa naninn, tsy nisy bus angaha nankany ampengonana?
isan-jaza an? hahaha
olona sportive b io...

maintikely a dit…

ikala: nan tsy nakany ampengonana fa nibalady dia kay nigrevy ny saofera na bus na train dia tavela tany ankodahoda tany,
efa ts sportive tsony retsy an, efa taloha ela tany izany :))


simp: tsisy tsiny e :)

Unknown a dit…

This is the first instant I even have glimpsed your content and do worth any really to tell you – it's extraordinarily pleasing to glimpse that i acknowledge your toil car title loans in newport news. however if you presumably did it in associate exceedingly} really straightforward approach that is able to be really persuading. however over all i really projected you and positive can contain up for any mails like this. specific feeling you most.