vendredi 14 mars 2008

Et si on change nos vœux???

Izaho Ra... dia mandray anao Ra... ho vadiko...


Les mariés se souviennt surement de leurs vœux de mariage surtout s'ils ont été marié à l'église.

Moi je suis pour l'idée de changer ce beau discours, soi disant "vœux de mariage" surtout si on se marie à l'église!!!

Remarquez, vœux et voady n'ont pas la même signification! vœux c'est plutôt faniriana (le vouloir)en malagasy alors que voady c'est plutôt une promesse voir un contrat...

A quoi ça sert de dire :
- "je resterai avec toi dans la joie, l'adversité etc..., "alors que dès que monsieur a perdu son boulot, madame a tendance à aller voir ailleurs qui pourra lui satisfaire matériellement (ce n'est qu'un exemple comme un autre hein!!
J'en connais même une qui a préféré son chef hiérarchique à son mari, au détriment de ses deux gosses car, monsieur le mari n'est pas cadre sup et que son statut d'ouvrier, malgré le richissime milieu dont il est issu ne satisfait pas l'égo de la jeune femme!!!!


- "que je serai toujours avec toi jusqu'à ce que la mort nous sépare..." alors que la moitié des mariages se terminent par un divorce??
J'en connais un qui a quitté sa femme car elle est stérile. Une autre qui a quitté son mari car il est atteint d'une maladie incurable et attend déjà sa fin proche...



Moi je prône la "promesse" suivante: je resterai avec toi jusqu'à ce que euh...je trouve mieux ailleurs...
Je reconnais que c'est très méchante voire cynique de ma part mais cela traduit la réalité :)


Mais sérieusement, je lance l'idée d'enlever le "je resterai avec toi jusqu'à ce que la mort nous sépare"!! soit la dernière phrase de notre vœux pour un mariage à l'église car avec plus de la moitié des mariages qui finit par un divorce, à quoi bon de prononcer nos vœux de toujours! au moins évitons le blasphème.

20 commentaires:

Anonyme a dit…

Misy hono fitiavana maharitra doria,
Mifikitra tsy miala !
Mitempo tsy miato, mikiry ilay fitia,
Tsy mety mamanala !
Fitiavana anaty,
Fitiavana tsy maty !

DdRb

Anonyme a dit…

Io ilay tsy hiazakazahana handehanana hanambady "toy ny hamonjy tôva-kena" hoy ny fiteny (ilay manambady satria manao ny namana ohatra) sy ny tsy hanambadiana olona tsy fantatra ny momba azy (risques be ny mitady vady par Net) na tsy niarahana elaela akory dia tsy fantatra ny toetrany !
Nefa moa rahefa sendra ny ratsy fanahy mody manao tsara fanahy elaela eo izy ka raha vao vita ny ilainy dia iny izy manao izay tiany hatao dia "adino eo ny promesses, promesses...!"
Helisoa

maintikely a dit…

Dadarabe: marina tokoa! fa saingy asa mety leo rehefa ela ny ela ny iray dia lasa manao hadalana angambany.
Tokony ho ohatr'io daholo ny fitiavana


helisoa: marina tokoa ny teninao. Tsy hita fa ity resaka coup de foudre sns ity tena risque be.
Ilaina ny fizahan-toetra alohan'ny fanambadiana...

Anonyme a dit…

"Resaka ve dia ho tantaraina
Olon-dehibe samy manan-tsaina
Kanefa ny zavatra fantatray
Ity fitiavana ity mampiferin'aina re
Eny e,
Nahita ny bika sy ny hatsarana
Dia lasa hiridana ka tsy tana
Nanova fonenana re ry r'ingahy
Ka ny vady aman-janaka nialana e

Mandram-pihaona tongava soa
Raha hanaraka an'iny any lavitra any
Ianao no namadika fanekena
F'izaho sy ny ankizy dia eto ihany
....
(Rossy + Ramilison Besigara)

Vola a dit…

>je resterai avec toi jusqu'à ce que je trouve mieux ailleurs.

Bah à quoi ça sert de dépenser 12 000 euros (moyenne pour un mariage en France http://www.mariee.fr/budusavg.html) pour une fête qui inaugure qqchose qui ne va pas durer ?

Autant rester seul, c'est plus économique :)

hihihihi

maintikely a dit…

ikalamako: eka ouz :D
iza moa no mihira an'ilay hoe aza maika manambady? lol


vola: bienvenue ici :D effectivement cela fait beaucoup d'argent. Tu sais à mada on dépense dans les 5 000eur pour la classe moyenne...

yessss!! vaut mieux être seule que mal accompagnée ;)

Anonyme a dit…

... raha izay anie dia tsy manambady fotsiny dia vita e ! raha tsy hoe tena mamy be ilay nofy hiakanjo fotsy lava be misy voaly voaly (oh jeez, izaa ary no namorona ireny tralala ireny !!!)

... sinon - tsy hoe betsaka akory ny accidents an'ny tomobil dia tsy ampiasa fiara intsony isika olombelona ; izany hoe tsy ny fahabetsahan'ny divorsa no tokony hanovana ny voady amin'ny mariazy any ampiangonana !

Ikalakely a dit…

aleo tsy makany am-piangonana toy ny nataon'ny fomba malagasy taloha dia samy vita!

misy hiran'i samoela iny koa miresaka mariazy ohatran'ny mety ny principe-ny , sô aona hoy ndroky??

maintikely a dit…

pissoa: hitandry, ilay blasphème mihitsy ny ahy no tsy voako satria be loatra ny divorce.
Ny akisidan anie ka tsy atsasaky ny mpitondra tonabil mahery no voa e!! ny mariazy nefa antsasa manila miafara @divaorsa aby.
Mampalahelo

Fa ilay akanjo be tralala kosa aloha tiako e!hihihi fa tsy fotsy an! kolera hafa ;)


ikalakely: betsaka anie retsy ny hiran'i samoela e, iza @reny :D

Anonyme a dit…

loza koa izany ry maintikely!

de ahn no atao raha tsy manaiky rapasy hanamasina ny ady kle!lol

fa maninona tokoa no mierika foana kanefa efa voafatotra e! an!

sipagasy a dit…

koa maninona moa izy io raha tonga dia atao CDD e! asiana fetrany dia avy eo afaka hoe misaraka, na manohy!!! toa efa hisy volavolan-dalàna ho @izany any Allemagne raha tsy diso aho e!

maintikely a dit…

news2dago: asa lesy fa mba soso-kevitra iny aloha.
Tsy hoe mierika foana fa ny tsy hain'ny tanora @zao angamba dia ny mariazy tsy fitiavana miredareda mandritry ny androm-piainana fa misy disadisa sns. Ka raha hiala isaky ny tonga izay dia tsy misy zava-banona.
Ary ny fitiavana tsy mariazy no tanjona fa dingana iray fotsiny ;)



sipagasy: lalina indray retsy ilay CDD! ny ahy ilay blasphème ny tena tsy voako fa aleo tsorina.
Azo atao koa hoe hitoetra sy hijanona aminao irery aho mandra-pahatonga ny tsotsoromamba isarahana :)). Fisarahana eo manko mety hoe fahafatesana mety hoe nahita ny mahasoa any ankafa sns...

Anonyme a dit…

marina aky zany a! je suis aussi pour la réforme de cette promesse; moi je suis même pour ne pas faire de promesse du tout; fa oe on demande la grâce de Dieu fotsn pour le pas qu'on va accomplir fa tsy misy mifaneritery zany fa refà tsy mety d misaraka. Zany akory tsy midika oe ref tsy mifanao promesse dia atao fanahy iniana atao tsizarizary ny tokantrano fa resaka question de bon sens fotsn. (danza be ah rà hanao vary @anana fa miala tsiny é lol)

Anonyme a dit…

izaho ry Maintikely toa tsy mba mety leo. Angamba aho betsileo !na betsimisaraka !

Anonyme a dit…

Ny tena blasphème dia ilay hoe any am-piangonana ianao hanao voady eo anatrehan'Andriamanitra dia entinao amin'ny sain'olombelona ilay voady fa tsy araka ny sitrapon'Andriamanitra. Satria efa mazava fa ny sitraky ny Tompo dia araka iny voady efa fanao any am-piangonana iny. Sitrapon'Andriamanitra tsy azo atao compromis fa na ianao manaiky (dia manatanteraka hatramin'ny farany), na ianao tsy manaiky (dia aza entina any am-piangonana e).

maintikely a dit…

trinitty: eka ouz! c'est une autre manière de voir les choses :)


dadarabe: malagasy ianao ka :D


dotMG: ny gasy anie ka vitsy izany sahy tsy hitondra mariazy any ampiangonana izany e! raha any amintsika angamba no misy patch sy hoe officialisé-na ny concubinage dia ho betsaka no ho tezitra sy hahatsiaro ho voatohana!
fa marina fa tsy sain'olombelona no hitondrana azy :)

Anonyme a dit…

coucou !
raha jerena ny mpanao kômantera dia toa manambady ny lehilahy ary ny vaiaivy kosa mbola mpitovo :-)

sao dia mba be eritreritra fotsiny ny andriambavilanitra fa ozy isika gasy anie hoe "ny lehilahy tsy mba ratsy e" !

valabel ho an'ireo feminista maro be koa izany an

maintikely a dit…

rajiosy: hahaha asa re!
ny marina dia ny fanambadiana tsy miankina @lahy fotsiny na @ vavy fotsiny!
ny féminisme tsisy maharatsy azy, fa raha be loatra indray lasa extremisme dia tsy mety ;)

Anonyme a dit…

Pq pas un mariage à durée déterminée ? Et renouvelable... hhh

maintikely a dit…

marc: hihihi
cdd renouvelable!
y aurait-il un cdi à la clé? :-P