mardi 27 janvier 2009

O mon beau pays

O mon beau pays, quand est-ce que tu seras vraiment en paix?
Quand est-ce que tu trouveras un vrai calme (et non un semblant) qui pourra te conduire vers un vrai développement?
Quand est-ce qu'on cessera de prétendre qu'on t'aime alors que derrière ce beau discours, on ne fait que te piller, on ne cherche qu'à satisfaire nos vanités, on ne veut que remplir nos poches?
Quand est-ce qu'on arrêtera de penser à nos petits intérêts et de penser d'abord aux tiens?
Quand est-ce que ton peuple saura vraiment ce que c'est que le patriotisme?

lundi 26 janvier 2009

Chienne de vie

Un qui prétend être "ray aman-dreny" mais despotique et qui n'a pas encore digéré la claque qu'à subi son parti lors des municipales de 2007 (comme par hasard, comme pour marquer le coup, il a censuré viva tv un an jour pour jour après!!!bizarre). Je me félicite chaque jour que Dieu fait de ne pas avoir voté pour lui ni pour son parti! alléluia, alléluia, ... quand je vous dis qu'il faut se méfier des bonnes paroles et de la messianisation à l'extrême d'un individu (gare à toi Obama).


Un qui prétend être nouveau (quoi que...), qui veut lutter contre la dictature, (ré??)instaurer la démocratie etc... (en résumé, même requête et même souhait de ceux qui étaient avant lui), qui veut carrément renverser le pouvoir en place (il est ambitieux ce bandy kely ) avec sa révolution orange (tiens tiens une autre en 2004 pratiquement réussie mais qui a quand même laissé un gôut amer pour plusieurs ukrainiens)... Lui au moins n'a pas mis le tout puissant dans les débats (presque un bon point pour lui)...


Et le reste, les valala be mandry, toujours Victimes d'une politique politicienne de la part des gouvernants, ne font que subir!! Déjà des morts sont annoncés, encore des victimes, des martyres (innocents?) qui allongent les morts pour rien pour le pays si l'on parle des victimes depuis 72!! Quand je pense à la centaine de victimes de 91!!! (tena hoe maty borna! mampalahelo). Sans parler des milliers de gens victimes des 2 derniers cyclones, qui s'en occupent maintenant??? Chienne de vie!!!

vendredi 2 janvier 2009

De bonnes raisons pour ne pas partir

- Dia hody ve akia ndry? Tsy tamàna?sns sns
--- ......
- Tsy aleo ndry mijanona? Hody dia haninona nefa? Tsisy avenir retsy any dago a!
Eto ndry mihaina tsara! raha vola no mahaory andry, manaova bevohoka, vao 7ème mois ny kibondry dia mahazo 750euros ndry...
--- questionquestionquestion
- Sady izay rehefa teraka ndry mahazo fanampiana avy @ la CAF! fiainana be fotsiny! manao déclaration parent isolé ndry dia vao maika mitombo ny fanampiana azondry.
--- rolleyes
- Dago ve akia, tsss na ny resaka fahasalamana aza tsy ao mihitsy, aty ndry misy sécu, hafa ihany, ny dokotera @io sady mahay tsara.
--- ....
- Aty ndry miteraka telo ndry dia efa velona e, tsy mieritreritra miasa izany! sady @io mahazo aide logement! aiza ndry no ahita an'izany any Madagasikara?
Sady raha fikarakarana taratasy no mahatsiravina andry vao miteraka ndry dia mahazo taratasy.
Raha za indry dia izany no atao, tsy mila miasa tsony moa shhh fianarana izany hitondra inona ho aiza e! lany andro mianatra fa tsy ahita poste hifanaraka @ diplaomandry mihitsy ndry aty, ndry tsy ho vazaha na oviana na oviana...
--- exclaimexclaimexclaim
- Na koa akia manambadia a! tonga dia vazaha alaina, na gasy manana taratasy, dia mba ol be sosy alaina e! Haka ihany ve retsy dia haka ol, mitrongo vao homana? Tsy mila miasa intsony ndry, lehilahy be dia be mitady vady ireo tsy ahita ve ndry na dia iray aza?
Fa na izany aza, ny lehilahy gasy aloha misy mahatsiravina ihany e! bof izay tiandry alaina e! izay vonona ny hanao fety foana, mamorona fety aza moa atao koa vao maika mariazy!!





Tsy misy mihitsy hoe hiteraka pour hiteraka fa hiteraka mba ho velona sy tsy hiasa intsony, hanao bevohoka pour 750 malheureux euros.... Tsisy resaka mihitsy ny avenir'ilay zaza, sa velona @ nono foana moa ny zaza? rolleyes. Tsy misy hoe ahoana ny fianarany, ahoana ny éducation-ny, inona no hohaniny sy hotafiany mba hitovian'ny @ zana-bahoaka? Dia gaga ve raha lasa "voyous sy voyelles" ilay zaza avy eo? Teraka izy dia efa fanjakana no mamelona azy, rehefa lehibe izy ka lasa zaza alika dia mbola fanjakana ihany no responsable (éducateurs e! assistante sociale e! toerana spécialisé e! rmi satria tsisy asa sns, dia farany lasa cercle vicieux, ny eo ihany no eo).

Dia gaga ve raha betsaka ny divorce satria on se marie pour des mauvaises raisons? Eny e! mety hoe haharitra ihany raha mbola mijanona ny harenan'ingahy rainy (mariage de raison manko matetika maharitra rehefa mbola eo ny raison'ilay mariazy).

Dia gaga ve raha tsy mivoatra mihitsy ny fiainana satria ny saina tsy miova sy tsy mivoatra mihitsy?



Enfin bref, c'est mon coup de gueule en ce début d'année