mardi 5 février 2008

Effet TGV

TGV étant élu, le parti présidentiel n'a rien trouvé de mieux que mettre un DJ dans sa tête de liste pour les élections régionales à Analamanga en la personne de Jhay Taxx. Un DJ célèbre pour les soirées assez réussies qu'il organise auprès des jeunes, pour ses performances en tant que pilote automobile à Mada; un homme d'affaires assez connu grâce à la radio des jeunes, il en est le boss; un "fils à papa" également, notons que son père, actuellement président de la "très sélect" fédération malgache de tennis, ancien PCA du TELMA et ancien conseiller d'un certain Pascal Rakotomavo, alors gouverneur de la province autonome d'Antananarivo....


Sao dia heverin'ny mpanao politika fa boîte de nuit aza i Analamanga kah? Avec un maire ancien organisateur de spectacle et de soirée, un conseiller régional, surtout connu pour être un DJ hors pair (notons le quand même). Ny vahoaka izany ampandihizina sy atao mpijery fampisehoana. Que demande le peuple??? Fa mety mila mpihira sy mpitantara angano koa @zay tena ampy tsara ny éléments...Mety hoe hiantso an'i Joy K hihira sy hanafana ny fotoana ohatra izao ny mpanohatra fa ireo manko matetika no tena nalaza t@zany fotoana rehefa misy festivités ho an'ny tanora...


Au moins ça a le mérite de contourner dans une certaine mesure la gérontocratie...


22 commentaires:

Unknown a dit…

so not right...
what?
Maintikely tu es si franche, j'oserais jamais...not!!!!

maintikely a dit…

jogany: mais non akia an! il faut oser dire certaines choses, même si ça ne va pas plaire à tout le monde :D.
De toute façon, ce n'est qu'un blog n'est-ce pas? Et tout ce qui est écris dessus n'engage que leur auteur :)
bizz

Unknown a dit…

j'aime vraiment ta peinture, je pense que c'Est chez toi que ça rend plus joli le tableau

Bisoux bbee

Anonyme a dit…

on a les dirigeants qu'on mérite !
dit autrement : nous sommes statistiquement à l'image des dirigeants que nous élisons.

maintikely a dit…

jogany: merci ;)
au fait, quand sera le prochain rdv de foko? Je n'arrive pas du tout à suivre le mvt :( je suis toujours très occupée

maintikely a dit…

rajiosy: eh oui! malheureusement il reste beaucoup à faire pour que ce ne soit plus le cas :(

maintikely a dit…

tsssssssss Tahiana Rasolojoana a été évincé de la liste du Tim à Tana pour les régionales! tena tssssssss
za nefa efa niandry ny tohiny...

Anonyme a dit…

dia rehefa mandihy ny vahoaka dia mandry ivohon'ny vato ny mpitondra.
D'où la parole de "Mandihiza rahitsikitsika" hoe mandihiza ry Mahamasina (ny vahoaka ery amin'ny tanàna ambany) hifalianay Manjakamiadana (ny Mpitondra mijery avy teny Anatirova).
Sauf que actuellement (je crois) mandihy ny vahoaka, histoire de se défouler hiadiana amin'ny hamafin'ny fiainana, mais je crois pas qu'on peut encore s'y fier, hihihi.
Qui vivra verra...

Ikalakely a dit…

hahaha! pipolisation io e,
joy k marina sisa

Anonyme a dit…

eisy mbôla betsaka no azo aroso : gothlieb, tsiliva, brillante, lola, britney spear-o-mika moa ? anya, firmin, rah-ckiky ets ets. tena milay be daholo !

maintikely a dit…

ikalamako: rehefa tena natao ny konty dia tena matahotra vahoaka ihany ny mpanjaka t@zany fotoana an! any e? Matahotra hoe sao hivadihany na tsy ho tiany.

Nefa ry zareo midradradradra hoe avy @ zanahary ny fahefana sns
Finalement démocratie tsisy fifidianana ny t@ fahampanjaka :D.

Tsikaritro mitsy iny mandihiza rahitsikitsika iny ;)

maintikely a dit…

ikalakely: tsy ratsy ilay pipolisation :D

rajiosy:milay reo fa tsy manana notoriété dj sady mpihira no mpanafana lanonana mitovy @tgv sy i taxx :)

Anonyme a dit…

ny mpiloka sy ny ny mpivaron-tena sisa no tokony tadiavin'ny independant aroso ho kandida dia efa manakaiky an'i sodoma sy Gomoro ny tanana e!
indrisy mantsy ry antananarivo fa lasa nianatra any ampita daholo ireo tia tanindrazana ka ireto mpibizina sy kapotsapotsaka mamitaka ireto no hany tamana eto ny sasany efa nahazo fitondrany ny hafa mikasa? dia asa izay iafarana e!

Unknown a dit…

francis turbo zao mety milay...
(je passe aux votes)

bixzzz maintikely r@ 23 e

Anonyme a dit…

fantatrareo moa i françis turbo ka agronome sérieux be @ fiainana andavan'andro ? atsy ho atsy mino aho fa hivadika ny rasa ka olona sérieux indray no hirotsaka na harotsaka. izao aloha dia ny mpana"kanto" no tompon'ny laka.

maintikely a dit…

newsdedago: t'es trop pessimiste, ny vera anie tsy à moitié vide e :D

jogany: yessssssss, mba mimeme raha francis no eo :D
j'essaierai d'y être pour le 23.bizz

rajiosy: hay agronome izy, averiko fa géographe moa sa gestionnaire? tsy tadidiko fa iray @reo no efa henoko, misy gé ilay izy :)
francis en tant que turbo no fidiana fa tsy en tant que francis ;)

Anonyme a dit…

fa i jhay taxx ngà niverina any dago???

news2dago> ny tena marina dia ilay pipolisation avy any ivelany no manenika ny dago ko. Izay ilay effet pervers an'ilay mondialisation é :-(

maintikely a dit…

trinitty: oui bientôt deux trois ans raha tsy diso za :)

Ikalakely a dit…

maintikely oà; fantatrao tokoa ve oà zà? :)

moi je vote jerry marcoss et mimà (duo d'enfer milay b ny tanàna dynamiK tsara)

d aona ty tgv aty panama ty e?

maintikely a dit…

ikalakely: ohatry ny fantatro akia an. Nisy zavatra nosoratanao ao @blog-nao dia izay ilay izy ;)

sady mima sy jerry tena samy mafoaka mitsy, hihihihi

hitady mpamatsy vola zao ny diany ihany sa visite privée? Ary ahoana no nahatonga an'ilay hoe paname e? Taloha za nisy niteny an'izany dia tena tsy arako mitsy :(

Ikalakely a dit…

tsy haiko indray aloha ny nahatonga an'i paname e!!!

fa inona izany nosoratako izany e? any am mail-ko tohizany fa hitan'ny olona eto ny fiainana r'ikala a!

BiZ

maintikely a dit…

ikalakely: oki oki! fa na izany aza tsy hitako ny mail-ndry :(. Nena misoratra ao @profil raha hanoratra :)