jeudi 26 juin 2008

Tratry ny asaramanitra

Tratry ny asaramanitra ry vahoaka malagasy tsy vaky volo, na ireo any an-tanindrazana na ireo izay mila ravinahitra any an-dafin'ny riaka. Na lahy na vavy, na antitra na tanora. Mifalia fa tsy isan'andro ny fety toy izao.
Aza variana @fety na izany aza fa tsinjovy ihany ny vodiandro merika, aza adino ihany koa fa misy kitra rahariva (enga anie tsy ho tapatapaka indray koa).
Nanao aona marina ny matso sy ny afomanga. Taiza ny nahafinaritra tany toamasina sa tao antananarivo?

3 commentaires:

Anonyme a dit…

Manaova fety sambatra i Maintikely

Anonyme a dit…

misaotra e!
tara loatra ve za!
tapaka foana ny aterineto-ko dia za ra afaka manoratra e!
allez-y espagne! torres fabregas sy inesta sy ny sisa rht e!lol

bye bye ballack beloha
mba anao revansa kely e! sa ahn

maintikely a dit…

Misaotra Tomavana, isika rehetra :)


news2dago: ndryyy nifindra tany aminao ny aretin'ny aterinetiko raha izany :). Vao teo indray izy no nanondrana efa saika kivy za.

Mba naharesy ve espagne dia be zesta :-P
Nalahelo za satria naka Russie. Ho hita eo @lahady e! rainiboto ihany no rainiboto :)