dimanche 29 juin 2008

Vierge ou pas vierge that's the question

J'ai voulu écrire ce billet depuis le début de cette histoire mais malheureusement, je ne peux le faire que maintenant.


Tout le monde a eu vent de cette histoire d'annulation du mariage à Lille. Motif de la demande d'annulation : la mariée a menti au sujet de sa virginité.
Oh petit hymen de rien de tout voilà que t'es au centre de toutes les conversations.

Chacun ses réactions (même Rachida en a parlé):
  • pour les féministes: on ne devrait pas annuler un mariage pour un tel motif. De toute façon est-ce qu'on demande aux garçons d'être vierges à leur mariage?
Je trouve limite conne la question! Tout le monde sait qu'on ne peut même pas le prouver donc, ça sert à rien. De plus, une femme ne sera jamais l'égal de l'homme (sauf pour les droits de vote, salaire etc..). Je vois d'ici les féministes et ultra féministes et libéraux en tout genre qui vont monter sur leurs grands chevaux.

A quoi bon de vouloir toujours comparer les actes des femmes à ceux des hommes. Pourquoi ne pas considérer nos propres actes et basta et ne pas toujours vouloir se référencer aux hommes. On crie sur tous les toits qu'on veut la libération de la femme, alors qu'on n'est pas si libre que ça, ouiiiii on se réfère toujours à ces messieurs!

Une phrase illustre mes propos: "tsy ny namanao no hifaninananao fa ny tsara vitanao omaly". Je trouve que c'est vraiment être aliéné que de se remettre aux hommes et à leurs actes pour justifier les nôtres et c'est vraiment dommage et regrettable, il n'y a rien de mieux qu'une femme qui s'assume sans se poser de telle question.

Ben oui ben oui, une femme c'est une femme, un homme c'est un homme. La nature est ainsi faite. Un homme ça a l'instinct de chasseur (exceptionnellement des femmes aussi), donc pour son égo, ça lui flatterait d'avoir une femme pure et vierge de surcroît!! pfff comme si la virginité va faire en sorte que la femme sera une bonne épouse!Mon œil!!!


  • pour les religieux (ceux qui exigent la virginité des femmes avant le mariage) et les puritains: c'est normal qu'on annule le mariage et c'est même nécessaire et indispensable.
Car ce dernier sera à l'encontre des lois divines et des pratiques religieuses. Ce qui fait qu'on a blasphémé alors si on n'est plus vierge avant le mariage? Heureusement, toi oh cette femme victime innocentente de tant de tapage médiatique que tu ne vis plus dans le Moyen Âge sinon, tu seras lapidé sur le champ. Je me demande quelle est la réaction de ta famille devant telles situations et telles polémiques.


  • dans les quartiers: pour l'honneur de la famille la fille à marier doit être vierge
On sait tous que bon nombre de musulmans vivent dans des quartiers ou la plupart des voisins sont aussi musulmans, donc aspirent à être le plus clean possible. Eh oui ça jase de partout hein!
Ta nouvelle belle fille n'est pas vierge, tout le monde sera au courant dans les minutes qui suivent (la preuve du drap blanc étant de rigueur). Ta famille sera la risée du voisinage. Et même au bled, on en parlera aussi et ce serait invivable pour la famille qui est là bas.

  • pour maintikely: beaucoup de bruits pour rien.
Tout le monde semble oublié que c'est la femme qui a menti. Oh femme si tu n'es plus vierge, assumes-le! (sauf si elle est victime d'un viol) pourquoi mentir? Un mensonge est un mensonge quel qu'il soit, il n'y a pas de demi-mensonge ou de mensonge tolérable.
Pour les adorateurs de hymen ceux qui exigent qu'une fille doit être vierge avant de se marier, faut-il leur rappeler qu'un relation sexuelle n'est pas seulement la cause de la non existence de ce fameux petit membrane dans le vagin? Il y a le viol, il y a le sport, il y a la nature qui a fait qu'elle en soit dépourvue etc.

Autre chose qui me chagrine dans cette histoire, tout le monde en parle mais l'essentiel a été occulté et oublié: mais que faites vous de l'amour? Ce n'est pas parce qu'une femme est vierge qu'elle n'a pas aimé dans son cœur. Ce n'est pas qu'une femme a couché avec autant de partenaires qu'un homme avant de se marier qu'elle ne peut aimer et ne sera pas une épouse aimante et fidèle à son mari.

Cet homme qui demande l'annulation de son mariage, si il aime vraiment celle qu'il a épousé, il n'en ferait pas toute une histoire, il serait passé outre. Il y a beaucoup plus de choses importantes dans ce bas monde qu'une virginité qui n'est qu'éphémère.
Le problème aussi c'est que on a beau être en France, la question de sexualité (en parler en famille) est encore un tabou pour beaucoup de personnes d'origine étrangère.


Enfin bref, j'ai fini
lol

35 commentaires:

news2dago a dit…

tsy misy fitiavana araka ny voalazanao io fanambadiana iray io e!
amiko dia tsy dia ilaina loatra ny manome lanja laotra ny maha virjiny ny olona iray! tena bandy adaladala mihitsy ity tranga iray ity ry maintikely a!

tia tena loatra ranamana e!mbola ho voadina ihany koa izy any aorina any fa aza taitra e!lol

za mbola virjiny e! lol sa tsy misymitady lehilahy virjiny moa ny vehivahy e!

pissoa a dit…

Hmmm - mitovy hevitra amin'ny points maromaro ... tsy mitovy hevitra amin'ny points maromaro lol.

Ilay hoe "aiza ny fitiavana". OK - resaka ankapobeny no resahiko fa tsy hoe inona no nataon'ilay lehilahy a. Samy manana ny zava-dehibe aminy ny olona, ary an'arivony ny zavatra mety manimba izany fitiavana izany. Raha tsy izany heveriko fa tsy hisaratsaraka lava ny couples lol. Fa mety ho azo atao koa nefa hoe fa taiza ilay fitiavana no nasiana lainga be ?

(Ary rehefa vakiana avy any amin'ny farany ny posts an'i maintikely dia ohatra ny fohy kokoa looool - ok tsisy suspens izany e)

Anonyme a dit…

hello maintikely
ny ahy ndray tsy nahagaga ahy ty réaction'nlay bandy satria aty @ département 93 dia be loatra reo olona mizilmana na mainty zany na antavaratra; ny ahy aloha mampalahelo ahy ny fiheritreriny e, ohatran'reny afrikana mainty manala ilay zvt kely mahavehivavy azy "excision" sal@ Mali na Sénégal, eny ary fa na dia "culturel" lay izy fa tokony tsaroina kosa fa aty @tanin'olona ny tena, ntsika ve ohatra dia ndeha hanao famadihana aty ivelany ohatra? Maro koa ny antavaratra haiko fa tena voafehy @io fomba ry zareo na lahy na vavy, satria tena harian'ny fianakams manontolo zareo raha tsy manaraka ny fomba; zà ndray aloha tsy rarahiko na very fianakaviana zany, zà ndray dia tsy hanaiky hanao martyre ny tenako.
Zany "honneur de la famille" zany tena tsy ao anatin'ny vocabulaire-ko, rehefa tsy nanaja ahy dia tsy haijko koa.
Post intéressant, mampandeha heritreritra...

Mitia
http://maman-gasy.mabulle.com/

maintikely a dit…

news2dago: hein mbola virjiny! ny ao antrano @io efa misy zanaka aman-jafy :-P


pissoa:izay no tiako hahatongavana. Raha tena tia ilay lehilahy dia tsy problème aminy izany. Ilay vehivavy ny fahitako azy mety misy tahotra sy henatra no nahatonga azy nandainga.
Dommage tsy eo tsony hitchcock fa raha tsy izany mety nahay suspense ihany za :)))


mitia: mitovy eritreritra isika :). Fa ilay excision kosa aloha tena kay kay, tsy eken'ny eritreritro, toy izay koa ilay "se refaire un hymen"

news2dago a dit…

aiza koa zao zay zanaka aman-jafy eo?

mbola vao an-dalana nga oe ny zanaka fa ny zafy kosa mbola tsy misy e!

RESY LESY RAINIBOTO A! tena malediction mht le ballack iny lesy fa resy @ final foana impiry zay! ela ihany zao no naka Manu de zao ny vokany lasa tsy poinsa foana!LOL @ manaraka e!

Rajiosy a dit…

"Cet homme qui demande l'annulation de son mariage, si il aime vraiment celle qu'il a épousé, il n'en ferait pas toute une histoire, il serait passé outre. Il y a beaucoup plus de choses importantes dans ce bas monde qu'une virginité qui n'est qu'éphémère."

ka raha kôfy gasy anie izao dia izao no valiny : "ka tànana zatra mitsotra ange e" (fa tsy "zatsa mitsotsa") akoriny.

nefa raha ampiharina @ lehilahy dia ginagina eo koa :-) tena hymen mampimenomenona e

maintikely a dit…

news2dago: tongava aingana ary ny papoose e :))

tsy hita lesy an! kivy aho marina moa! ny mahacourage votsiny dia tsisy jeu mihitsy izany le bol fa dia dakadakana fotsiny! je joue ma mauvaise foi!no comment


rajiosy:hymen mampimenomenona marina :D
tanana zatra mitsotra angaha no betsaka any :)

pissoa a dit…

Maintikely : tsy hoe tsy tena tia ilay lehilahy no tiako lazaina ka. Fa hoe mety tena tia tokoa izy, fa mba manana ny zava-dehibe aminy koa. Ny olana matetika dia be loatra ny olona mieritreritra hoe ny fitiavana no lehibe indrindra ... ka raha vao misy antony mampisaraka dia heverina avy hatrany fa tsy tao ilay fitiavana. Ny zavatra mety misy koa nefa dia tena ao ilay fitiavana fa nozimbazimbain'ilay ankilany ... ka rehefa zimbazimbaina ve tsy hanao zistwara ihany ? hi hi hi

maintikely a dit…

pissoa: misy fitenenana hoe ny fitiavana mahasarona ny zavatra rehetra.
Resaka virginité ve retsy no anariana olon-tiana tsy ny azy no be indrindra?
Raha tena tia izy dia mi-pardonne.

Asa mety hoe ao koa angamba ny pression avy @fianakaviana sns.

Alain a dit…

Raha mba miasaina toy enao izao ny izao tontolo izao dia tena pâradisa ity tany ity.
Ny ahy ilay resaka virginité dia anjaran'ny tsirairay avy ny hitsarana azy. Na ilaina na tsy uilaiana dia samy tompon'ny heviny.
Fa eo am ilay fitakin-jo ny vehivavy tia hitovy aminy lehilahy no makasitraka ny analyse nao aho ry Maintikely. Rah mba manaiky izany daholo n y vehivay rehetra dia .....samy maminavina ny tohiny.

news2dago a dit…

Misaotra e! dia miandry ny anareo sisa!lol hitadiavana vady ve njy e! za mahita fa ataovy serieu fotsiny hi hi hi!

tena dakadaka alo ilay bol e!

ity resaka virjiny ity alo tena mahalasa saina ihany e! marina moa!

maintikely a dit…

alain: wouaouhhhhhhhh
tonga doa eto lesy ;)
eny tompoko fa dia marina tokoa
misaotra e!


news2dago:aoka aloha lesy an! ity kivadivady ity tena mbola tsy mety @maintikely. Aleo aloha hilamina :)

Rajiosy a dit…

ary maninona isika sy news2dago raha manokatra sity mpampivady ? izany hoe sarotra ny manoratra hoe garanti virijiny 100% : alefaso 80% moa ramose dia mety eee.

news2dago a dit…

Maintikely => de tsy hanao raha mihitsy zany enao ity ka! eny e mandeha @ fotoanany daholo ny fiainana e!

Rajiosy => Tsara ilay hevitra ka! i maintikely zao atao ao @ page d'acceuil tg de bobaka be ny mpitsidika! lol

maintikely a dit…

news2dago: an an an kah! aleo maintikely manohana avy aty ambadika fa tsy atao page d'accueil izany. Tsisy mitsidika eo ny site-nareo fa ataovy moa :)

pakysse a dit…

izaho ary mbola virjiny dia ahoana izany?milay ve izany ho an'ny joba?................ahahahha!tens tsar ny hevitra sasany fa misy zavtra tahaka ilay oe fitiavana dia tsy dia hitovizako hevitra loatra satria ny tovovay anie rehafa handainga izay dia tena henjana be sady raha nahay niteny akoho dia niteny izy.miteny izaho aho satrai ny zava dehibe amiko rehafa tsy mandaging fa mandeha @ marina dia mandeha ho azy ny fitiavana f rha mbola misy oe resaka fifamitahana sns dia aleo @izoa dia mifakataty eo sady raha zohina anie ny vehivavy tsy dia tsra loatra raha efa tout terraina be loatra e.......lol......ny tiako tenenina mankony @izao fotoana izao ny tanora aty dago dia tena henjana tokoa izany oe ireo sipa kely mbola tsy ampy taona sa oe ny teneko no efa manomboka mahazo taona dia tsy maharaka intsony fa mino koa aho fa mbola à la page tsara fa tsy ho lava resaka fa raha ry zareo ireo dia mahavita miteny oe TIA fa ny zavatr atao ambadika dia mahalasa fisainana mihintsy marina:tsy aiko oe ny fahasahiranana ao an-tranoi ve no antony sa ny fitaizana sns......tsy diatia hivalapatra be fa marina raha atao ady hevitra eto izany dia ho tapitr eto mihintsy marina..........izaho oi mbola virjiny.........ihihihi

Rajiosy a dit…

"Tsara ilay hevitra ka! i maintikely zao atao ao @ page d'acceuil tg de bobaka be ny mpitsidika!"
tapa-tsinay aho t@ iny...
izay izany le betsaka any
alefaso ny sary !
ny blaogera vavy gasy ireo anie izao misimisy ihany ny selibany an

news2dago a dit…

rajiosy => tena poinsa lety fa ataovy serieux tokoa moa e!lol

Maintikely => misy foana lesy ny mitsidika marina e! zavatra manja anie lety ny gasy fa sao enao mihevitra fa tsy hisy mpijery io!

maintikely a dit…

pakysse: azonao mihitsy ny tiako ambara @ilay hoe maninona no nandainga.
aona indray ilay tout terrain? VTT ve fa vehivavy fa tsy velo? :roll:

enao sy i news2dago zany mitovy, samy mbola virjiny :)


rajiosy: fa maninona raha ny lehilahy indray no atao @page fd'accueil? sady original ny idée moa no betsaka no ho intéressées hihihihi


news2dago: tsia kah aleo @zao :D

Rajiosy a dit…

maintikl : ao @ trinitty efa be lehilahy mipaozopaozy kah, milatorolatro ao ry zalahy.

teny vao nianarako tany @ jentilisa io !!!
mi-défilifily ao ry zalah no dikany :

Rajiosy a dit…

"milatrolatro" no tiako ho soratana (avia re matory @ izay fa inona foana àry ny ataon'ise ao @ ordinatera ao - sao dia mba mikôtikôty ao an)

miangaly a dit…

oups, super-oups saika tsy hitako ity post ity mifona o

Efa niresaka momba ity ihany isika :-)Fa ny tiako mba horesahina eto dia ilay hoe vehivavy NANDAINGA. Hozy aho hoe izay tsy nandainga taminareo no aoka hitora-bato azy. Hafa iray ihany koa hoe izay mbola virijiny aminareo no aoka ... hihi. Fa inona moa no nanosika azy handainga e? Mino aho fa tsy fitiavana te-handaingandainga fahatany. Fa am ankapobeny ny antony andaingan'ny olona dia TAHOTRA. Tahotra ny ho voasazy, ny ho bedy, ny ho voakapoka ets ets. Samy mahatadidy ny tam fahazazany angamba. Eny na dia efa lehibe izao aza mbola maindainga tsindraindray.

Satria le vehivavy natahotra ny ho lany zara noho ny kolo-tsaina sy ny fivavahana ilomanosany. Dia ho tsininy ve??? Io ny ahy no TENA tsy tantiko. Nony tratra dia tondro molotra tsisy fetra fa mpandainga gaigy vavy. Fa maninona izy no tsy afaka manana ny fahalalahana ny tsy ho virijiny intsony ary tsy mila mandainga momba izany?

Moa nanambady azy ve ity fofombadiny raha nilazany hatrany am-piandohana fa tsy virijiny intsony izy? Tsia avy hatrany angamba ny valiny. Dia iza moa izany no hanambady azy e, lany zara tanteraka. Indrindra taorian'ity zava-nitranga ity. Satria non seulement tsy virijiny intsony fa sady mpandainga gaigy vavy ihany koa! Tsy haiko raha nareo fa raha izaho no teo am toerany dia hoe tena tsy rariny e. Hitanareo ihany ny fanenjehana sy esoeso mianjady am mananon-tena, indrindra ny vehivavy.

Eny utopisme tanteraka ny fangatahana ny lehilahy ho virijiny alohan'ny mariazy. Tsy hisy velively akory izany. Ao ambadik'izany tsotra ihany: aza terena ny vehivavy ho virijiny fa samy olombelona ihany. Amizay izy tsy voatery handainga sy ho voatondro molotra toy izao.

Fa IZA moa no nandidy fa ny vehivavy dia tsy maintsy virijiny raha te-hanan-tokatrano sambatra?

miangaly a dit…

Fanampiny kely: miombo-kevitra tanteraka aminareo zah fa tsisy fitiavana anatin'ity tantara ity.

Voalazan-dRajiosy tany aloha hoe tsy naifs akory ireo mozolmana, mahalala tsara fa tsy virijiny daholo akory izao tovovavy rehetra izao. Tsy tokony natao ohatr'izao le izy raha nisy fitiavana marina.

Inona izany no mba tena tombony azonle bandy tamity raharaha ity? Mitetitetika ny hahazo virijiny atsy ho atsy, pouah! Ilay sipa moa izany dia perte totale ... Rariny ve?

maintikely a dit…

rajiosy: tokony ao @trinitty izany no manao recrutement. Dia @manaraka oa matoria aloha @zay fa mbola hilatro konkoa anie e! sao tsy lany match :D



miangaly: marina aloha hoe ny milieu hiainany no mahatonga ilay izy. Fa ny ahy ny tsy tantiko dia ny hoe matoa efa manana vie sexuelle izany dia tokony mahay mi-assume (na resaka hoe bevohoka na hoe ho bedy na hoe tsy haiko: importance de l'éducation sexuelle sy ny firesahana azy entre rad sy zanaka, izay betsaka no tsy manao izany).
En connaissance de cause koa anie izy e! efa fantany hoe ho izao ny conséquence ny acte ataony ho an'ny fianakaviany sy ny hoe raha hanambady izy.

Dia ny momba ilay mariazindry zareo. Vady tolorana ilay izy raha ny fazahoako azy matoa ilay vehivavy koa maika be hoe ho annulé-na?

Tsy haiko nareo raha nahita fa nisy émission t@izy ity vao nalaza be, dia nisy vehivavy nanome conseil izay hanafenana hoe tsy virjiny intsony: foie de poulet raha tsy diso za!hihihi

miangaly a dit…

Voalaza teo aloha fa betsaka ny antony mety tsy maha-virijiny intsony ny sipa. Ary raha tsy sitrapony ohatra le 1ere fois? Saika adinoko koa fa antony iray mety nampandainga azy koa ny tahotra ny fianakaviany. Satria misy ny crimes d'honneur amitony olona itony. Rehefa manala baraka le sipa dia vonoin'ny dadany na ny anadahiny na ny cousins ho faty. Bref ... be dia be ny scenarii azo eritreretina fa zah kosa manana tolerance be dia be aminy raha ilay hoe nandainga no atao resaka. Amiko tsy afaka mi-s'assume tanteraka ny olona iray raha voageja sy voafehy anaty lalana mihoatra ny lohany.

Farany tena farany: tsy miady hitovy am lehilahy akory no katsahina fa miady hitovy ZO aminy :-))))

Dia atao inona tsara hono le foie de poulet, hohanina sa ahoana?

maintikely a dit…

miangaly: marina hoe tsy manome tsiny azy fa nandainga izy. Nefa rehefa nandainga dia nandainga du point de vue juridique satria tsy misy ny demi-mensonge fa rehefa lainga mitovy daholo.
Izay no hitenenako hoe c'est toute une culture, toute un système qu'on devrait changer.


Oui, moi en tant que féministe (à ma façon) je ne voudrais en aucune manière être l'égale d'un homme. Et pourtant, ce ne sont pas toutes les féministes qui pensent pareil.


hihihihi foie de poulet hono retsy no alefa any! za aza nioron-koditra hoe dainnnn! aleo hono izay toy izay zairina. Ndrenesta ô

bon wzzk-end akia an

Rajiosy a dit…

ati-kena mitam-pihavanana e !!!

maintikely a dit…

rajiosy: mdrrrr

Ikalakely a dit…

Ny ahy izao ny mahagaga ahy dia rehefa raikitra ny resa-tsexe dia miresaka avy sady atao wawawa be foana!

Inona no criminel kokoa mamono olona 7 sa tsy virijiny intsony?

Rajiosy a dit…

ikalakely : na mamono tsy virijiny 7, sanatrian'ny vava miteny ! skgl

maintikely a dit…

ikalakely: hihihi resaka no betsaka ve nefa rehefa tena eo @ilay izy tssss

ny tena mampime koa dia matetika ny sarotiny @hoe tsy maintsy virja ny vadiny nefa no mety tsy nahavirjiny olona tany ananonanona tany koa

trinitty a dit…

i rajiosy ito oa d tena mampmé fôna hahahaha

je passe juste faire un petit coucou à toi en fait maintikely et te souhaiter un bon été ;-)à+++

maintikely a dit…

trinitty: merci et à toi aussi passes de bonnes vacances estivales :)

jogany a dit…

ikalakley>izay ilay hoe sujet de controverse!
maintikely>miandry ny site ouèb nareo izahay zany ;)

maintikely a dit…

jogany: nannnnn je n'y suis pour rien moi, faut demander à news2dago et rajiosy :D