- Dia hody ve akia ndry? Tsy tamàna?sns sns
--- ......
- Tsy aleo ndry mijanona? Hody dia haninona nefa? Tsisy avenir retsy any dago a!
Eto ndry mihaina tsara! raha vola no mahaory andry, manaova bevohoka, vao 7ème mois ny kibondry dia mahazo 750euros ndry...
---

- Sady izay rehefa teraka ndry mahazo fanampiana avy @ la CAF! fiainana be fotsiny! manao déclaration parent isolé ndry dia vao maika mitombo ny fanampiana azondry.
---
- Dago ve akia, tsss na ny resaka fahasalamana aza tsy ao mihitsy, aty ndry misy sécu, hafa ihany, ny dokotera @io sady mahay tsara.
--- ....
- Aty ndry miteraka telo ndry dia efa velona e, tsy mieritreritra miasa izany! sady @io mahazo aide logement! aiza ndry no ahita an'izany any Madagasikara?
Sady raha fikarakarana taratasy no mahatsiravina andry vao miteraka ndry dia mahazo taratasy.
Raha za indry dia izany no atao, tsy mila miasa tsony moa shhh fianarana izany hitondra inona ho aiza e! lany andro mianatra fa tsy ahita poste hifanaraka @ diplaomandry mihitsy ndry aty, ndry tsy ho vazaha na oviana na oviana...

- Na koa akia manambadia a! tonga dia vazaha alaina, na gasy manana taratasy, dia mba ol be sosy alaina e! Haka ihany ve retsy dia haka ol, mitrongo vao homana? Tsy mila miasa intsony ndry, lehilahy be dia be mitady vady ireo tsy ahita ve ndry na dia iray aza?
Fa na izany aza, ny lehilahy gasy aloha misy mahatsiravina ihany e! bof izay tiandry alaina e! izay vonona ny hanao fety foana, mamorona fety aza moa atao koa vao maika mariazy!!
Tsy misy mihitsy hoe hiteraka pour hiteraka fa hiteraka mba ho velona sy tsy hiasa intsony, hanao bevohoka pour 750 malheureux euros.... Tsisy resaka mihitsy ny avenir'ilay zaza, sa velona @ nono foana moa ny zaza?
Dia gaga ve raha betsaka ny divorce satria on se marie pour des mauvaises raisons? Eny e! mety hoe haharitra ihany raha mbola mijanona ny harenan'ingahy rainy (mariage de raison manko matetika maharitra rehefa mbola eo ny raison'ilay mariazy).
Dia gaga ve raha tsy mivoatra mihitsy ny fiainana satria ny saina tsy miova sy tsy mivoatra mihitsy?
Enfin bref, c'est mon coup de gueule en ce début d'année
13 comments:
C'est triste mais si réel.
Il y a tant de points qui méritent d'être revus et bannis de nos mentalités.
Et quand je lis ou entends ce genre de situation, en tant que non vazaha, je me dis: "pourvu qu'ils durcissent encore plus les conditions d'octroi de papier des étrangers." De cela du moins...
Car nous n'avons rien à gagner à être perçus en tant que parasites. Ni ici ni chez nous..
je voulais dire: de ceux-là du moins..
LOL, raha zà akia ndriii dia tsy henoina intsony ireny an!
BONNE ANNEE à toi!
Et merci pour ce rappel des réalités qui nous entourent!
Alors, prenons de "LES BONNES RESOLUTIONS" : fuir les idées reçues, surtout les "méthodes à la con pour PARVENIR A TOUTES FINS" qui ne sont que DES PIEGES QUE NOUS TISSONT AUTOUR DE NOUS ! Cela se vérifie de plus en plus avec la crise économique mondiale.
gravy be le "boribory vetaveta" dia manjary betsaka ny miezaka tsy miezaka intsony fa handray vonona sisa, lol
(P.S : boribory vetaveta est la traduction libre de cercle vicieux, mdr)
resa-behivavy :P
bonane aloha ee ;-)
Tattum: je suis tout à fait d'accord
Ikala: sarotra ihany ilay tsy mihaino raha indry no hiresahana an'ilay izy, fa ça m'a choqué quand même
Helisoa: bonne et heureuse année à toi aussi
Une très bonne résolution :)
ikalamako: ndry ity mahita tenenina foana, boribory vetaveta, mdrr
simp: misaotra ihany nitsidika na dia resa-behivavy aza :p
tratry ny tôna e!
tena marina mihitsy oe resa-behivavy izy izany ry maintikely!
Io le oe hiteraka de ho aiza e?
Fa mba oh iza loatra koa izany olona niresaka t@nao izany e! MDR
...
Manja ve?
fa misy sokajiny kosa ilay olona miteny an'ireo ee!!!!!!! fa tsy izay nandeha nianatra kosa e!!!
tena nisy aloha ve ilay olona mpiresaka sa karazana vehivavy malagasy vitsy any @ Alpes-Maritime fotsiny izy io ?
dia aza mba masiaka kosa ry Tattum fa samy mba mitady ny anjara-masoandrony @ izay takany avy anie e.
ary angaha aloha mikasa hody any Mada ramaintkl ?
scome-scome ozy ny teny miafin'ny blogger.com
news2dago: ny manja aloha ry nao tsy haiko, samy manana ny tiany ny tsirairay ;)
sipagasy: oui sokajiana, fa saingy indrisy, ol tena nianatra, enfin nianatra tiako ho teneniko, nandalo enseignement supérieur
rajiosy: tena nisy ry nao an, ary tsy ol iray na roa; izay no tena nahataitra ahy sady ol tsy mifankafantatra akory
andray kosa, gasy ve manana saina sal@zany? Lalina ndray zany! je ne pensais pas.
TRtrin'ny taona ra-sipa a!
Tratry ny taona daholo aloha ô!
Betsaka mihitsy ny olona no mieritreritra toa an'io.
Asa anefa ianareo raha mahita ireny vehivavy malagasy maro nisarahan'ny vazaha ireny ary efa manan-janaka (tsy ny rehetra aloha a!). Hitako ho manenina ny ankabeazany! Ary tsy mety mahita vady intsony. Izaho moa dia nasaina vehivavy gasy iray izay hitady lehilahy ho vadiny, lehilahy any Madagasikara. Dia nafatrafarany tsara ny hoe : "lehilahy mba stable fa tsy hangorona fotsiny ny volany" (ndlr: io aloha tsy mampnaninona ahy), ary koa hoe : "ampahafantaro an'ilay lehilahy fa ho setrin'izany dia tonga dia hahazo taratasy maha-frantsay ilay lehilahy".
Ka raha iono jerena dia betsaka no mbola mieritreritra fa ahafahany manao ny rehetra rehetra ny vola. Indrisy anefa fa tsy vidiam-bola ny fahasambarana, ny tena fitiavana.
Enregistrer un commentaire